Nomery 15:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Mitenena amin’ny zanak’Israely fa tokony hanisy mikiramborambo eo amin’ny morontongotr’akanjony izy ireo, hatramin’ny taranany fara mandimby. Ary tokony hasiany kofehy manga eo ambonin’ilay mikiramborambo.+ Matio 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ataony mba ho hitan’ny olona izay rehetra ataony.+ Fa halehibeaziny ny azy ilay boaty+ ataony ody fiarovan-tena, izay misy andininy ao amin’ny Soratra Masina, ary ataony lava kokoa ny mikiramborambo+ amin’ny morontongotr’akanjony.
38 “Mitenena amin’ny zanak’Israely fa tokony hanisy mikiramborambo eo amin’ny morontongotr’akanjony izy ireo, hatramin’ny taranany fara mandimby. Ary tokony hasiany kofehy manga eo ambonin’ilay mikiramborambo.+
5 Ary ataony mba ho hitan’ny olona izay rehetra ataony.+ Fa halehibeaziny ny azy ilay boaty+ ataony ody fiarovan-tena, izay misy andininy ao amin’ny Soratra Masina, ary ataony lava kokoa ny mikiramborambo+ amin’ny morontongotr’akanjony.