FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Asio vona ny zorony efatra amin’ny lamba fitafy isaloranao.+

  • Matio 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ataony mba ho hitan’ny olona izay rehetra ataony.+ Fa halehibeaziny ny azy ilay boaty+ ataony ody fiarovan-tena, izay misy andininy ao amin’ny Soratra Masina, ary ataony lava kokoa ny mikiramborambo+ amin’ny morontongotr’akanjony.

  • Lioka 8:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Koa nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ary nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry+ ny akanjony ivelany,+ ka nijanona avy hatrany ny ra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara