Matio 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hoy izy anakampo: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho, dia ho sitrana.”+ Marka 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa reny ny momba an’i Jesosy, dia nanatona azy avy tao aoriana izy tao anaty vahoaka, ka nikasika+ ny akanjony ivelany,
27 Rehefa reny ny momba an’i Jesosy, dia nanatona azy avy tao aoriana izy tao anaty vahoaka, ka nikasika+ ny akanjony ivelany,