27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+
44 Koa nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ary nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry+ ny akanjony ivelany,+ ka nijanona avy hatrany ny ra.+