Deoteronomia 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza no lehilahy manana fofombady nefa mbola tsy nampakatra azy? Aoka hody any an-tranony izy,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hampakatra an-dravehivavy.’ Matio 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Toy izao no nahaterahan’i Jesosy Kristy: Efa voafofo+ ho vadin’i Josefa i Maria renin’i Jesosy no* nitoe-jaza noho ny herin’ny fanahy* masina,+ raha mbola tsy niray trano izy roa.
7 Iza no lehilahy manana fofombady nefa mbola tsy nampakatra azy? Aoka hody any an-tranony izy,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hampakatra an-dravehivavy.’
18 Toy izao no nahaterahan’i Jesosy Kristy: Efa voafofo+ ho vadin’i Josefa i Maria renin’i Jesosy no* nitoe-jaza noho ny herin’ny fanahy* masina,+ raha mbola tsy niray trano izy roa.