15 Koa hoy i Davida: “Azonao entina midina mankany amin’ireo mpandroba ve aho?” Dia hoy izy: “Raha mianiana+ amiko amin’ny anaran’Andriamanitra ianao fa tsy hamono ahy ho faty, sady tsy hanolotra ahy eo an-tanan’ny tompoko,+ dia hoentiko midina mankany amin’ireo mpandroba.”