Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Josoa 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny zanak’Israely, afa-tsy+ tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda.+
19 Koa ny sisin-tanin’ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny zanak’Israely, afa-tsy+ tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda.+