FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hiditra ao amin’ny tsinainao ity rano mitondra ozona ity, ka hampibontsina ny kibonao sy hampikainkona ny fenao.” Dia hiteny ravehivavy hoe: “Amena!* Amena!”

  • Nehemia 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nakopako ny tratran’akanjoko, dia hoy aho: “Hakopak’Andriamanitra toy izao anie izay olona tsy manatanteraka izany teny izany, eny, hakopany hiala amin’ny tranony sy ny fananany izy, ka tsy hanana na inona na inona intsony!” Dia hoy ny fiangonana manontolo: “Amena!”*+ Ary nidera an’i Jehovah izy ireo.+ Dia nanao araka izany teny izany ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara