FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Salamo 119:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  21 Noteneninao mafy ireo olom-boaozona sahisahy ratsy,+

      Izay mihataka amin’ny didinao.+

  • Jeremia 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ka lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Voaozona izay tsy mihaino ny teny ato amin’ity fifanekena ity,+

  • Galatianina 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara