FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 27:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Voaozona izay tsy mampanan-kery ny teny ato amin’ity lalàna ity sy tsy mankatò izany.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’

  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Galatianina 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny asan’ny lalàna, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+

  • Hebreo 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy araka ilay fifanekena+ nataoko tamin’ny razany, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta+ anefa izany, satria tsy nitana ny fifanekena nataoko taminy izy ireo,+ ka tsy niraharaha azy ireo intsony aho’, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara