FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ ka miverina+ aminao sy mitalaho+ famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy,+ ka manao hoe: ‘Efa nanota+ sy diso+ izahay ary nanao ratsy’,+

  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’

  • Ezekiela 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa tsapany+ ny fahadisoana rehetra vitany ka miala amin’izany izy,+ dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.+

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo no rovito,+ fa tsy ny akanjonareo.+ Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, fa tsara fanahy sy mamindra fo izy,+ sady tsy mora tezitra+ no be hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Ary hanenina ny amin’ilay loza kasainy hampiharina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara