- 
	                        
            
            1 Samoela 7:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Koa hoy i Samoela tamin’ny taranak’Israely manontolo: “Raha amin’ny fonareo manontolo no iverenanareo amin’i Jehovah,+ dia esory tsy ho eo aminareo ny andriamani-kafa+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Atodiho amin’i Jehovah ny fonareo ka aza avela hiovaova, ary manompoa azy irery ihany,+ dia hanafaka anareo eo an-tanan’ny Filistinina izy.”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ezekiela 33:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
12 “Koa izao lazaina amin’ny zanaky ny firenenao, ry zanak’olona: ‘Tsy hahavonjy ny olo-marina ny fahamarinany amin’ny andro hikomiany.+ Ary ny faharatsian’ny ratsy fanahy kosa tsy hahavoa azy amin’ny andro hialany amin’ny faharatsiany.+ Ary tsy hahavelona ny olo-marina ny fahamarinany amin’ny andro hanotany.+
 
 -