4 I Jehovah Andriamanitrareo no tokony harahinareo, ary izy no tokony hatahoranareo. Ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo. Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.+
8 Fa hoy i Jesosy: “Voasoratra hoe: ‘I Jehovah Andriamanitrao+ no tsy maintsy iankohofanao, ary ho azy irery ihany no tsy maintsy anaovanao fanompoana masina.’”+