Deoteronomia 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mpikomy tamin’i Jehovah+ ianareo hatramin’izay nahalalako anareo. Deoteronomia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo. Josoa 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonoina ho faty+ izay olona mikomy tsy manaraka ny baikonao+ sy tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra andidianao azy. Fa mahereza sy matanjaha fotsiny ianao!”+ Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+
20 Koa hoy Izy: ‘Aoka hafeniko azy ireo ny tavako,+Dia ho hitako eo izay hiafaran’izy ireo aorian’izay.Fa taranaka ratsy toetra+Sy zanaka tsy mendri-pitokisana+ ireo.
18 Hovonoina ho faty+ izay olona mikomy tsy manaraka ny baikonao+ sy tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra andidianao azy. Fa mahereza sy matanjaha fotsiny ianao!”+
26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+