Genesisy 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany manontolo. Ary naparitak’i+ Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany.
9 Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,+ satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany manontolo. Ary naparitak’i+ Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana ny tany.