Isaia 31:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiaro an’i Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika, toy ny iarovan’ny voro-manidina ny zanany.+ Eny, hiaro azy Izy sady hanafaka azy.+ Hitsimbina azy izy sady hamela azy ho afa-mandositra.”
5 Hiaro an’i Jerosalema i Jehovah Tompon’ny tafika, toy ny iarovan’ny voro-manidina ny zanany.+ Eny, hiaro azy Izy sady hanafaka azy.+ Hitsimbina azy izy sady hamela azy ho afa-mandositra.”