FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nanao hoe: ‘Efa nanota izahay,+ fa nafoinay i Jehovah mba hanompoanay an’ireo Bala+ sy ireo sarin’i Astarta.+ Koa afaho+ eo an-tanan’ny fahavalonay izahay mba hanompoanay anao.’

  • 1 Samoela 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza mivily hanaraka zava-poana+ izay tsy mahasoa+ sady tsy mahavonjy, satria zava-poana ireny.

  • 1 Mpanjaka 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 noho ny fahotana rehetra nataon’i Basa sy ny fahotan’i Elaha+ zanany, dia ny fahotana izay nataon’izy ireo sy nampanotany ny Israely, rehefa nanao izay hahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy ireo noho ny sampiny tsy misy ilana azy.+

  • Asan’ny Apostoly 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 hoe: “Ô rey olona e, fa maninona ianareo no manao izao? Olombelona+ tahaka anareo+ ihany ange izahay e! Ary mitory ny vaovao tsara aminareo izahay mba hialanareo amin’izao zava-poana+ izao ka hanatonanareo an’ilay Andriamanitra velona,+ izay nanao ny lanitra+ sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara