Salamo 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha tsy miova+ ny mpanao ratsy, dia handranitra ny sabany Andriamanitra,+Hamatotra ny tadin-tsipìkany izy, ka hanomana azy hitifirana.+ Ezekiela 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nomanina ilay fandripahana ka norangitina ilay sabatra sady nokosehina mba hanjelatra.’”’”+ “Tsy tokony ho faly ve isika?”+ “‘Lavin’izy io sahala amin’ny nandavany ny hazo+ rehetra ve ilay tehim-panjakan’ny+ zanako?+
12 Raha tsy miova+ ny mpanao ratsy, dia handranitra ny sabany Andriamanitra,+Hamatotra ny tadin-tsipìkany izy, ka hanomana azy hitifirana.+
10 Efa nomanina ilay fandripahana ka norangitina ilay sabatra sady nokosehina mba hanjelatra.’”’”+ “Tsy tokony ho faly ve isika?”+ “‘Lavin’izy io sahala amin’ny nandavany ny hazo+ rehetra ve ilay tehim-panjakan’ny+ zanako?+