9 Dia nampianatra+ tao Joda izy ireo, sady nitondra ny boky misy ny lalàn’i+ Jehovah, ka nitety ny tanàna rehetran’ny Joda, ary nampianatra teo amin’ny vahoaka.
7 Ny molotry ny mpisorona mantsy no tokony hitahiry fahalalana, ary ny lalàna no tokony hotadiavin’ny vahoaka avy amin’ny vavany,+ satria izy no mpitondra hafatr’i Jehovah Tompon’ny tafika.+