FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary tamin’ny taranak’i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nisy enimpolo sy fitonjato sy efatra arivo sy efatra alina no niditra tamin’ny tafika. Lehilahy nahery fo+ izy ireo, nirongo ampinga sy sabatra ary tsipìka, sady zatra ady.+

  • 1 Tantara 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nahazo fanampiana izy ireo tamin’ny fanafihany ny Hagarita sy izay rehetra niandany taminy, ka natolotra teo an-tanany ireny. Niantso vonjy tamin’Andriamanitra+ mantsy izy ireo tamin’ilay ady, ka nohenoiny ny fitalahoany satria natoky azy izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara