FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Ary hofaritako ny sisin-taninao, manomboka eo amin’ny Ranomasina Mena ka hatramin’ny ranomasin’ny Filistinina, ary manomboka eo amin’ny tany efitra ka hatramin’ny Renirano.+ Hatolotro eo an-tananareo mantsy ny mponina ao amin’ilay tany, ary horoahinareo tsy ho eo anatrehanareo izy ireo.+

  • Nomery 34:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘Ary ho sisiny andrefana amin’ny taninareo+ ny Ranomasina Lehibe sy ny morontsiraka. Io no ho sisiny andrefana amin’ny taninareo.

  • Deoteronomia 11:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho lasanareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo.+ Ary ny sisin-taninareo dia hanomboka any an-tany efitra ka hatrany Libanona, ary hanomboka any amin’ny Renirano, izany hoe ny reniranon’i Eofrata, ka hatrany amin’ny ranomasina andrefana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara