FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nilaza ireto teny rehetra ireto Andriamanitra, ka nanao hoe:+

  • Eksodosy 34:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia niaraka tamin’i Jehovah teo efapolo andro sy efapolo alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Teny Folo.+

  • Deoteronomia 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nosoratany teo amin’ireo ilay soratra tamin’ny voalohany,+ dia ny Teny Folo+ nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo,+ tao an-tendrombohitra, tamin’ny andro namoriana ny fiangonana.+ Dia nomen’i Jehovah ahy ireo takela-bato,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara