Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+ Salamo 135:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa nofidin’i Jah ho azy i Jakoba,+Ary nofidiny ho fananany manokana i Israely.+ Amosa 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ‘Ianareo ihany no fantatro+ tamin’ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany.+ Koa hataoko ampamoaka ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+ Malakia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ary ho ahy izy ireo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “amin’ny andro hanaovako azy ireo ho fananako manokana.+ Ary hangoraka azy ireo aho, toy ny olona mangoraka ny zanany manompo azy.+
5 Ary ankehitriny, raha mankatò+ an-tsakany sy an-davany ny teniko ianareo ka tena manaja ny fifanekena hataoko aminareo,+ dia ho fananako manokana fidiko avy amin’ny firenena hafa rehetra tokoa ianareo,+ satria ahy ny tany manontolo.+
2 ‘Ianareo ihany no fantatro+ tamin’ny fianakaviana rehetra ambonin’ny tany.+ Koa hataoko ampamoaka ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+
17 “Ary ho ahy izy ireo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “amin’ny andro hanaovako azy ireo ho fananako manokana.+ Ary hangoraka azy ireo aho, toy ny olona mangoraka ny zanany manompo azy.+