Eksodosy 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena+ ary tsy ampiany fahoriana izany.+
25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+