Deoteronomia 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ‘Nandritra ny efapolo taona nitarihako anareo tany an-tany efitra,+ dia tsy tonta ny fitafiana nanaovanareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+ Nehemia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Efapolo+ taona ianao no namatsy sakafo azy ireo tany an-tany efitra, ary tsy nisy nahory azy.+ Tsy tonta ny fitafiany+ ary tsy nivonto ny tongony.+
5 ‘Nandritra ny efapolo taona nitarihako anareo tany an-tany efitra,+ dia tsy tonta ny fitafiana nanaovanareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+
21 Efapolo+ taona ianao no namatsy sakafo azy ireo tany an-tany efitra, ary tsy nisy nahory azy.+ Tsy tonta ny fitafiany+ ary tsy nivonto ny tongony.+