2 Tsarovy ny lalana rehetra nasain’i Jehovah Andriamanitrao nalehanao tany an-tany efitra nandritra izay efapolo taona+ izay, mba hampanetry tena anao+ sy hitsapana anao+ mba hahalalana izay ao am-ponao,+ ka hahafantarana raha hitandrina ny didiny ianao na tsia.
10 Ary izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta+ sy nampandeha anareo namakivaky ny tany efitra nandritra ny efapolo taona,+ mba hakanareo ny tanin’ny Amorita ho fanananareo.+