FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Efapolo andro+ no nijerenareo taratra an’ilay tany, nefa efapolo taona kosa no hizakanareo ny vokatry ny fahadisoanareo,+ satria ny andro iray hosoloana taona iray.+ Dia ho fantatrareo izany atao hoe tafasaraka amiko izany.+

  • Deoteronomia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa nitahy anao i Jehovah Andriamanitrao tamin’izay rehetra nataon’ny tananao.+ Fantany tsara ny dianao namakivaky ity tany efitra lehibe ity. Ary nomba anao foana i Jehovah Andriamanitrao nandritra izay efapolo+ taona izay, ka tsy ory na inona na inona+ ianao.”’

  • Nehemia 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Efapolo+ taona ianao no namatsy sakafo azy ireo tany an-tany efitra, ary tsy nisy nahory azy.+ Tsy tonta ny fitafiany+ ary tsy nivonto ny tongony.+

  • Asan’ny Apostoly 7:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Koa nihodina Andriamanitra, ka navelany+ izy ireo hanao fanompoana masina ho an’ireo zavatra eny amin’ny lanitra, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpaminany+ hoe: ‘Izaho angaha moa no nanoloranareo fanatitra biby sy sorona nandritra ny efapolo taona tany an-tany efitra, ry taranak’Israely?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara