Eksodosy 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny zanak’Israely,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Ny mana no sakafon’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+ Jaona 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny razantsika mantsy nihinana ny mana+ tany an-tany efitra, araka ny voasoratra hoe: ‘Mofo avy any an-danitra no nomeny hohanin’izy ireo.’”+ Jaona 6:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Nihinana ny mana+ ny razanareo tany an-tany efitra, nefa maty ihany.
35 Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny zanak’Israely,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Ny mana no sakafon’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+
31 Ny razantsika mantsy nihinana ny mana+ tany an-tany efitra, araka ny voasoratra hoe: ‘Mofo avy any an-danitra no nomeny hohanin’izy ireo.’”+