Salamo 78:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nandrotsaka mana hohanin’izy ireo izy,+Ka nomeny azy ireo ny sakafo avy any an-danitra.+ Salamo 105:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nangataka hena izy ireo, ka nandefasany papelika.+Ary novokisany mofo avy any an-danitra izy ireo.+
40 Nangataka hena izy ireo, ka nandefasany papelika.+Ary novokisany mofo avy any an-danitra izy ireo.+