Genesisy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa amin’ny andron’ny zafiafiny kosa izy ireo vao hiverina eto,+ satria mbola tsy mahatratra ny fara tampony ny fahadisoan’ny Amorita.”+ Deoteronomia 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza manao toy izany amin’i Jehovah Andriamanitrao.+ Izay rehetra maharikoriko an’i Jehovah sady halany mantsy no nataon’ireny tamin’ny andriamaniny, fa ny zanany lahy sy ny zanany vavy aza nodorany tao anaty afo ho an’ny andriamaniny.+ Deoteronomia 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay rehetra manao ireo zavatra ireo. Ary noho ireo zava-maharikoriko ireo no androahan’i Jehovah Andriamanitrao an’ireny olona ireny tsy ho eo anatrehanao.+
16 Fa amin’ny andron’ny zafiafiny kosa izy ireo vao hiverina eto,+ satria mbola tsy mahatratra ny fara tampony ny fahadisoan’ny Amorita.”+
31 Aza manao toy izany amin’i Jehovah Andriamanitrao.+ Izay rehetra maharikoriko an’i Jehovah sady halany mantsy no nataon’ireny tamin’ny andriamaniny, fa ny zanany lahy sy ny zanany vavy aza nodorany tao anaty afo ho an’ny andriamaniny.+
12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay rehetra manao ireo zavatra ireo. Ary noho ireo zava-maharikoriko ireo no androahan’i Jehovah Andriamanitrao an’ireny olona ireny tsy ho eo anatrehanao.+