FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nanenjika azy ireo indray ny Ejipsianina. Koa niditra nanaraka azy ireo ho ao afovoan’ny ranomasina avokoa ny soavalin’i Farao sy ny kalesin’adiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+

  • Salamo 136:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nanakifika an’i Farao sy ny tafiny ho ao amin’ny Ranomasina Mena:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Hebreo 11:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Finoana no niampitan’izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny hoe nandia tany maina.+ Fa natelin’ny rano+ kosa ny Ejipsianina rehefa sahisahy nandeha teo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara