Eksodosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hahafahako hitondra anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarika anareo ho atỳ amiko.+ Deoteronomia 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny voromahery manaitaitra an’izay ao amin’ny akaniny,Ka manidintsidina eo ambonin’ny zanany kely,+Sy mamelatra ny elany ka mandray azy ireo,Ary mitondra azy ireo eo ambony elany,+
4 ‘Hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hahafahako hitondra anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarika anareo ho atỳ amiko.+
11 Toy ny voromahery manaitaitra an’izay ao amin’ny akaniny,Ka manidintsidina eo ambonin’ny zanany kely,+Sy mamelatra ny elany ka mandray azy ireo,Ary mitondra azy ireo eo ambony elany,+