Nomery 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa niala teo amin’ny tendrombohitr’i Jehovah+ izy ireo ka nandeha lalana telo andro. Nialoha azy ireo foana ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, nandritra izany lalana telo andro izany, mba hitady toeram-pialan-tsasatra ho azy ireo.+
33 Koa niala teo amin’ny tendrombohitr’i Jehovah+ izy ireo ka nandeha lalana telo andro. Nialoha azy ireo foana ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, nandritra izany lalana telo andro izany, mba hitady toeram-pialan-tsasatra ho azy ireo.+