FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Halefako hialoha anao koa ny fahakiviana,+ ka izany no handroaka ny Hivita sy ny Kananita sy ny Hetita tsy ho eo anatrehanao.+

  • Deoteronomia 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy noho ny fahamarinanao+ na ny hitsim-ponao+ mantsy no hidiranao ao amin’ny tanin’izy ireo sy hakanao izany ho fanananao. Fa noho ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no handroahan’i Jehovah Andriamanitrao azy tsy ho eo anatrehanao.+ Nandroaka azy ireo koa i Jehovah mba hanatanterahany ny fianianany tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ razanao.

  • Josoa 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy i Josoa: “Izao no hahafantaranareo fa misy Andriamanitra velona eo aminareo,+ ary tsy maintsy horoahiny tsy ho eo anatrehanareo ny Kananita sy ny Hetita sy ny Hivita sy ny Perizita sy ny Girgasita sy ny Amorita ary ny Jebosita:+

  • Salamo 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+

      Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+

      Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara