FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa nantsoiny hoe Masa+ sy Meriba+ ilay toerana, satria nila ady tamin’i Mosesy ny zanak’Israely, sady nitsapa toetra an’i Jehovah+ ka niteny hoe: “Fa eto amintsika ve i Jehovah sa tsy eto e?”+

  • Levitikosy 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hataoko eo aminareo ny tranolaiko,+ ary tsy hankahala anareo aho.+

  • Nomery 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 fa hatramin’ny iray volana maninjitra, mandra-pivoakan’izany eo am-bavoronareo, ka ho rikoriko ianareo.+ Efa nolavinareo mantsy i Jehovah, izay eo aminareo, ary efa nitomany teo anatrehany ianareo hoe: “Nahoana re no nivoaka avy tany Ejipta izahay e?”’”+

  • Deoteronomia 7:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara