Levitikosy 26:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Deoteronomia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+
5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo.