1 Mpanjaka 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 “Hisaorana anie i Jehovah,+ izay nanome fiadanana ho an’ny Israely olony, araka izay rehetra nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na dia iray aza+ tamin’ny zava-tsoa rehetra nampanantenainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+ 1 Tantara 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa hoy i Davida: “Nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mandry feizay ny olony,+ ary honina ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra Izy.+ Hebreo 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa raha nentin’i Josoa+ tany amin’ny toeram-pitsaharana tokoa izy ireo,+ dia tsy ho niresaka+ andro iray hafa Andriamanitra taorian’izany.
56 “Hisaorana anie i Jehovah,+ izay nanome fiadanana ho an’ny Israely olony, araka izay rehetra nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na dia iray aza+ tamin’ny zava-tsoa rehetra nampanantenainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+
25 Fa hoy i Davida: “Nataon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mandry feizay ny olony,+ ary honina ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra Izy.+
8 Fa raha nentin’i Josoa+ tany amin’ny toeram-pitsaharana tokoa izy ireo,+ dia tsy ho niresaka+ andro iray hafa Andriamanitra taorian’izany.