Nomery 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ Nomery 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa hitanao izany, dia hangonina any amin’ny razanao tahaka an’i Arona rahalahinao koa ianao.+ Deoteronomia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa mbola tezitra tamiko foana i Jehovah noho ny aminareo,+ ka tsy nihaino ahy. Fa hoy i Jehovah tamiko: ‘Aoka izay! Aza miresaka amiko momba izany intsony. Salamo 106:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+
12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+
26 Fa mbola tezitra tamiko foana i Jehovah noho ny aminareo,+ ka tsy nihaino ahy. Fa hoy i Jehovah tamiko: ‘Aoka izay! Aza miresaka amiko momba izany intsony.
32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+