FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary any amin’izay toerana+ hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo hampitoerana ny anarany, no hanateranareo izay rehetra andidiako anareo, dia ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny+ tananareo, ary izay rehetra fidinareo hatao fanatitra fanefana voady,+ araka izay voady hataonareo amin’i Jehovah.

  • Deoteronomia 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, any amin’izay toerana hofidiny hampitoerana ny anarany no hihinananao ny ampahafolon’ny varimbazahanao+ sy ny divainao vaovao sy ny menakao, ary hihinananao ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao,+ mba hianaranao hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrao mandrakariva.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara