7 Any ianareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo,+ sy hifaly amin’izay rehetra ataonareo,+ dia ianareo sy ny ankohonanareo, satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo mbamin’ny Levita ao an-tanànanareo, fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+
3Farany, ry rahalahy, mifalia hatrany eo amin’ny fanompoana ny Tompo.+ Tsy manahirana ahy ny manoratra aminareo zavatra mitovy, fa mba ho fiarovana ho anareo kosa.