1 Samoela 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona tsy manjary,+ sady tsy niraharaha an’i Jehovah.+ 1 Mpanjaka 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+ Joda 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ireny no mahatonga fisarahana,+ dia olona araka ny nofo,+ fa tsy araka ny fanahy.+
10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+