Deoteronomia 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo mbamin’ny Levita ao an-tanànanareo, fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+
12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo mbamin’ny Levita ao an-tanànanareo, fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+