Nomery 33:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ary alaivo ho fanananareo ilay tany, ka aoka ianareo honina ao, satria ianareo no homeko an’ilay tany mba ho fanananareo.+ Salamo 135:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nomeny ho lova ny tanin’ireo,+Eny, ho lovan’ny Israely olony.+
53 Ary alaivo ho fanananareo ilay tany, ka aoka ianareo honina ao, satria ianareo no homeko an’ilay tany mba ho fanananareo.+