Nomery 33:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ary alaivo ho fanananareo ilay tany, ka aoka ianareo honina ao, satria ianareo no homeko an’ilay tany mba ho fanananareo.+ Salamo 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+ Salamo 78:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+ Salamo 136:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nomeny ho lova ny tanin’ireo:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+
53 Ary alaivo ho fanananareo ilay tany, ka aoka ianareo honina ao, satria ianareo no homeko an’ilay tany mba ho fanananareo.+
3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,Satria sitrakao izy ireo.+
55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+