Deoteronomia 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+ Salamo 122:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny tongotray efa mijoro+Ao an-tanànanao, ry Jerosalema ô!+ Salamo 122:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa any no ametrahana ny sezan’ny mpitsara,+Sy ny seza fiandrianan’ny taranak’i Davida.+
5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+