FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary niteny taminy hoe: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba nanao toy izay nataonao. Koa manendre mpanjaka+ hitsara anay, sahala amin’ny firenena rehetra.”

  • 1 Samoela 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia ho sahala amin’ny firenena rehetra izahay,+ ka hitsara anay ny mpanjakanay sady handeha eo alohanay ary hiady ho anay amin’izay ady ataonay.”

  • 1 Samoela 10:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Kanefa efa nolavinareo androany ny Andriamanitrareo,+ izay namonjy anareo tamin’ny loza sy ny fahoriana rehetra nanjo anareo. Dia mbola niteny ihany ianareo hoe: “Tsia, fa manendre mpanjaka hifehy anay.” Koa mijoroa eo anatrehan’i Jehovah, araka ny fizarazaranareo isam-poko+ sy isaky ny arivo.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara