Josoa 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka. Mpitsara 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka izay nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+ 1 Tantara 6:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ary nomena an’i Kaleba+ zanak’i Jefone ny faritra ambanivohitr’ilay tanàna mbamin’ireo tanàna keliny.+
13 Ary nomena anjara teo amin’ny taranak’i Joda i Kaleba+ zanak’i Jefone, araka ny baikon’i Jehovah tamin’i Josoa. Eny, nomena azy i Kiriata-arba, izany hoe Hebrona.+ Izany Arba izany no rain’i Anàka.
20 Nomena an’i Kaleba i Hebrona, araka izay nampanantenain’i Mosesy,+ ka noroahiny hiala tao ny zanak’i Anàka telo lahy.+
56 Ary nomena an’i Kaleba+ zanak’i Jefone ny faritra ambanivohitr’ilay tanàna mbamin’ireo tanàna keliny.+