2 Ary i Saraha maty tao Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona,+ any amin’ny tany Kanana.+ Ary niditra i Abrahama mba haneho ny alahelony an’i Saraha sy hitomany azy.
7 Koa nohamasinin’izy ireo i Kedesy+ any Galilia any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Naftaly, sy Sekema+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda.