Deoteronomia 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary amin’ny andro hiampitanao an’i Jordana+ mba ho any amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, ka lalory fotsy amin’ny sokay. Deoteronomia 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+
2 Ary amin’ny andro hiampitanao an’i Jordana+ mba ho any amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, ka lalory fotsy amin’ny sokay.
9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+