Eksodosy 39:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary nijery ny asa rehetra i Mosesy, ka hitany fa nataon’izy ireo araka izay nandidian’i Jehovah izany. Eny, toy izany no nataon’izy ireo. Koa nitso-drano azy ireo i Mosesy.+ Josoa 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone i Josoa, ka nanome an’i Hebrona ho lovany.+ 2 Samoela 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy.
43 Ary nijery ny asa rehetra i Mosesy, ka hitany fa nataon’izy ireo araka izay nandidian’i Jehovah izany. Eny, toy izany no nataon’izy ireo. Koa nitso-drano azy ireo i Mosesy.+
18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy.